Surah Al-An'am ( The Cattle ) - Aya 165

Surah Al-An'am ( The Cattle ) - Malagasy - Aya 165 Aya count 165

وَهُوَ ٱلَّذِى جَعَلَكُمْ خَلَٰٓئِفَ ٱلْأَرْضِ وَرَفَعَ بَعْضَكُمْ فَوْقَ بَعْضٍۢ دَرَجَٰتٍۢ لِّيَبْلُوَكُمْ فِى مَآ ءَاتَىٰكُمْ ۗ إِنَّ رَبَّكَ سَرِيعُ ٱلْعِقَابِ وَإِنَّهُۥ لَغَفُورٌۭ رَّحِيمٌۢ ﴿١٦٥﴾
Ary Izy no nanao anareo ho taranaka nifandimby eto an-tany, nampiakatra ny mari-boninahin'ny sasany eo aminareo manoloana ny sasany hafa, mba hitsapany anareo amin’izay nomeny anareo. Marina fa ny Tomponao dia haingam-panasaziana. Ary tena marina fa Izy dia be Famelan-keloka sy be Fiantrana.
Share