Surah Al-An'am ( The Cattle ) - Aya 164

Surah Al-An'am ( The Cattle ) - Malagasy - Aya 164 Aya count 165

قُلْ أَغَيْرَ ٱللَّهِ أَبْغِى رَبًّۭا وَهُوَ رَبُّ كُلِّ شَىْءٍۢ ۚ وَلَا تَكْسِبُ كُلُّ نَفْسٍ إِلَّا عَلَيْهَا ۚ وَلَا تَزِرُ وَازِرَةٌۭ وِزْرَ أُخْرَىٰ ۚ ثُمَّ إِلَىٰ رَبِّكُم مَّرْجِعُكُمْ فَيُنَبِّئُكُم بِمَا كُنتُمْ فِيهِ تَخْتَلِفُونَ ﴿١٦٤﴾
Teneno hoe : “Ankoatran’I Allah ve no tadiaviko ho Tompo, nefa Izy no Tompon’ny zava-drehetra ? Ny tsirairay dia tsy hahazo afa-tsy amin’ny asa izay nataony ihany ary tsy misy na dia iray aza hibaby ny enta-mavesatry ny hafa. Avy eo, any amin’ny Tomponareo no hiverenanareo, ka hambarany aminareo izay zavatra nampifanditra anareo.
Share