Surah Al-An'am ( The Cattle ) - Aya 150

Surah Al-An'am ( The Cattle ) - Malagasy - Aya 150 Aya count 165

قُلْ هَلُمَّ شُهَدَآءَكُمُ ٱلَّذِينَ يَشْهَدُونَ أَنَّ ٱللَّهَ حَرَّمَ هَٰذَا ۖ فَإِن شَهِدُوا۟ فَلَا تَشْهَدْ مَعَهُمْ ۚ وَلَا تَتَّبِعْ أَهْوَآءَ ٱلَّذِينَ كَذَّبُوا۟ بِـَٔايَٰتِنَا وَٱلَّذِينَ لَا يُؤْمِنُونَ بِٱلْءَاخِرَةِ وَهُم بِرَبِّهِمْ يَعْدِلُونَ ﴿١٥٠﴾
Teneno hoe : “Ento aty ireo vavolombelonareo izay hijoro ho vavolombelona fa Allah tokoa no nandrara izany”. Raha mijoro vavolombelona izy ireo, dia aza mijoro vavolombelona miaraka amin’izy ireo Ianao, ary Ianao aza manaraka ireo hetahetam-pon’ireo izay milaza fa lainga ireo famantaranay sy ireo izay tsy mino ny fiainana any ankoatra, ary izy ireo dia mampitovy ny Tompony amin’ny zavatra hafa.
Share