Surah Al-An'am ( The Cattle ) - Aya 146

Surah Al-An'am ( The Cattle ) - Malagasy - Aya 146 Aya count 165

وَعَلَى ٱلَّذِينَ هَادُوا۟ حَرَّمْنَا كُلَّ ذِى ظُفُرٍۢ ۖ وَمِنَ ٱلْبَقَرِ وَٱلْغَنَمِ حَرَّمْنَا عَلَيْهِمْ شُحُومَهُمَآ إِلَّا مَا حَمَلَتْ ظُهُورُهُمَآ أَوِ ٱلْحَوَايَآ أَوْ مَا ٱخْتَلَطَ بِعَظْمٍۢ ۚ ذَٰلِكَ جَزَيْنَٰهُم بِبَغْيِهِمْ ۖ وَإِنَّا لَصَٰدِقُونَ ﴿١٤٦﴾
Ho an’ireo Jiosy, noraranay ny biby tsy mivaky kitro rehetra, ary avy amin’ny omby sy ny ondry kosa dia noraranay amin’izy ireo ny tavin’izy roa, afa-tsy izay entin’ny lamosin’izy roa na ny taovany na izay mifangaro amin’ny taolany. Tahaka izany no nanasazianay azy ireo nohon'ny fihoaram-pefiny. Ary Izahay dia tena marina (amin’izay voalazanay).
Share