Surah Al-An'am ( The Cattle ) - Aya 145

Surah Al-An'am ( The Cattle ) - Malagasy - Aya 145 Aya count 165

قُل لَّآ أَجِدُ فِى مَآ أُوحِىَ إِلَىَّ مُحَرَّمًا عَلَىٰ طَاعِمٍۢ يَطْعَمُهُۥٓ إِلَّآ أَن يَكُونَ مَيْتَةً أَوْ دَمًۭا مَّسْفُوحًا أَوْ لَحْمَ خِنزِيرٍۢ فَإِنَّهُۥ رِجْسٌ أَوْ فِسْقًا أُهِلَّ لِغَيْرِ ٱللَّهِ بِهِۦ ۚ فَمَنِ ٱضْطُرَّ غَيْرَ بَاغٍۢ وَلَا عَادٍۢ فَإِنَّ رَبَّكَ غَفُورٌۭ رَّحِيمٌۭ ﴿١٤٥﴾
Teneno hoe : “Tsy mahita zava-boarara amin’izay fanambarana nalefa tamiko aho, ho an’ny mpihinana izay mihinana amin’izany afa-tsy ny biby maty ho azy, na ny rà izay raraka, na ny henan-kisoa. Tena marina fa izany dia maloto, na izay natao sorona tamin’ny hafa ankoatr’I Allah”. N'iza n'iza tratran’ny tsy azo anoharana, nefa tsy mihoam-pefy ary tsy mandika lalàna, marina fa ny Tomponao dia be Famelan-keloka sy be Fiantrana.
Share