Surah Al-An'am ( The Cattle ) - Aya 143

Surah Al-An'am ( The Cattle ) - Malagasy - Aya 143 Aya count 165

ثَمَٰنِيَةَ أَزْوَٰجٍۢ ۖ مِّنَ ٱلضَّأْنِ ٱثْنَيْنِ وَمِنَ ٱلْمَعْزِ ٱثْنَيْنِ ۗ قُلْ ءَآلذَّكَرَيْنِ حَرَّمَ أَمِ ٱلْأُنثَيَيْنِ أَمَّا ٱشْتَمَلَتْ عَلَيْهِ أَرْحَامُ ٱلْأُنثَيَيْنِ ۖ نَبِّـُٔونِى بِعِلْمٍ إِن كُنتُمْ صَٰدِقِينَ ﴿١٤٣﴾
Valo ka mandeha tsiroadroa (lahy sy vavy). Roa avy amin’ny karazan’ondry, ary roa avy amin’ny karazan’osy.Teneno hoe : “Moa ve ny lahy roa no norarany sa ny vavy roa. Na koa izay ao anaty kibon’ny vavy roa ? Lazanareo ahy amin’ny alalan’ny fahalalana voaporofo izany, raha marina ny anareo.
Share