Surah Al-An'am ( The Cattle ) - Aya 142
Surah Al-An'am ( The Cattle ) - Malagasy - Aya 142 Aya count 165
وَمِنَ ٱلْأَنْعَٰمِ حَمُولَةًۭ وَفَرْشًۭا ۚ كُلُوا۟ مِمَّا رَزَقَكُمُ ٱللَّهُ وَلَا تَتَّبِعُوا۟ خُطُوَٰتِ ٱلشَّيْطَٰنِ ۚ إِنَّهُۥ لَكُمْ عَدُوٌّۭ مُّبِينٌۭ ﴿١٤٢﴾
Ary misy amin’ireo biby koa no atao fitaovam-pitaterana, ary ao koa ny sasany amin’izy ireo hampiasaina amin’ny filàna maro samihafa . Mihinàna ianareo amin’izay anjara fivelomana nomen’I Allah anareo, ary aza manaraka ireo famindran’i Satana ianareo, satria izy dia tena fahavalo miharihary ho anareo.