Surah Al-An'am ( The Cattle ) - Aya 141

Surah Al-An'am ( The Cattle ) - Malagasy - Aya 141 Aya count 165

۞ وَهُوَ ٱلَّذِىٓ أَنشَأَ جَنَّٰتٍۢ مَّعْرُوشَٰتٍۢ وَغَيْرَ مَعْرُوشَٰتٍۢ وَٱلنَّخْلَ وَٱلزَّرْعَ مُخْتَلِفًا أُكُلُهُۥ وَٱلزَّيْتُونَ وَٱلرُّمَّانَ مُتَشَٰبِهًۭا وَغَيْرَ مُتَشَٰبِهٍۢ ۚ كُلُوا۟ مِن ثَمَرِهِۦٓ إِذَآ أَثْمَرَ وَءَاتُوا۟ حَقَّهُۥ يَوْمَ حَصَادِهِۦ ۖ وَلَا تُسْرِفُوٓا۟ ۚ إِنَّهُۥ لَا يُحِبُّ ٱلْمُسْرِفِينَ ﴿١٤١﴾
Ary Izy no Nahary ny zaridaina maro misy hazo mandady sy tsy mandady, sy ireo hazon’atrendry sy ny fambolena manam-bokatra samihafa, ary koa ny oliva sy ny ampongaben-danitra, misy mitovitovy sy misy fahasamihafany, mihinàna amin’ireo voankazony ianareo rehefa mamokatra izy, ary mamoaha ny zony ianareo amin’ny andro fihotazana azy, ary aza manao fandaniam-poana ianareo, tena marina fa Allah dia tsy tia ireo mpanao fandaniam-poana.
Share