Surah Al-An'am ( The Cattle ) - Aya 140

Surah Al-An'am ( The Cattle ) - Malagasy - Aya 140 Aya count 165

قَدْ خَسِرَ ٱلَّذِينَ قَتَلُوٓا۟ أَوْلَٰدَهُمْ سَفَهًۢا بِغَيْرِ عِلْمٍۢ وَحَرَّمُوا۟ مَا رَزَقَهُمُ ٱللَّهُ ٱفْتِرَآءً عَلَى ٱللَّهِ ۚ قَدْ ضَلُّوا۟ وَمَا كَانُوا۟ مُهْتَدِينَ ﴿١٤٠﴾
Tena maty antoka ireo izay namono an-kadalàna sy tsy amim-pahalalana ny zanak’izy ireo, sy nifady izay anjara fivelomana nomen’I Allah azy ireo, mba ho famoronan-dainga amin’I Allah. Tena very tokoa izy ireo ary tsy hahita ny tari-dalana velively.
Share