Surah Al-An'am ( The Cattle ) - Aya 119
Surah Al-An'am ( The Cattle ) - Malagasy - Aya 119 Aya count 165
وَمَا لَكُمْ أَلَّا تَأْكُلُوا۟ مِمَّا ذُكِرَ ٱسْمُ ٱللَّهِ عَلَيْهِ وَقَدْ فَصَّلَ لَكُم مَّا حَرَّمَ عَلَيْكُمْ إِلَّا مَا ٱضْطُرِرْتُمْ إِلَيْهِ ۗ وَإِنَّ كَثِيرًۭا لَّيُضِلُّونَ بِأَهْوَآئِهِم بِغَيْرِ عِلْمٍ ۗ إِنَّ رَبَّكَ هُوَ أَعْلَمُ بِٱلْمُعْتَدِينَ ﴿١١٩﴾
Ary nahoana ianareo no tsy mihinana izay nanononana ny anaran’I Allah teo aminy ? Ary efa nohazavany taminareo amin’ny antsipiriany izay nandrarany anareo, afa-tsy amin’izay tsy azo anoharana ka nahatery anareo. Ary tena maro ireo mamery olona, amin’ny alalan’ny hetahetam-pony, tsy amim-pahalalana. Ary tena marina fa ny Tomponao, Izy no tena Mahalala ireo izay mpandika lalàna.