Surah Al-Maidah ( The Table spread with Food ) - Aya 83

Surah Al-Maidah ( The Table spread with Food ) - Malagasy - Aya 83 Aya count 120

وَإِذَا سَمِعُوا۟ مَآ أُنزِلَ إِلَى ٱلرَّسُولِ تَرَىٰٓ أَعْيُنَهُمْ تَفِيضُ مِنَ ٱلدَّمْعِ مِمَّا عَرَفُوا۟ مِنَ ٱلْحَقِّ ۖ يَقُولُونَ رَبَّنَآ ءَامَنَّا فَٱكْتُبْنَا مَعَ ٱلشَّٰهِدِينَ ﴿٨٣﴾
Ary rehefa maheno izay nampidinina tamin’ilay Iraka izy ireo, dia hitanao fa kotsan-dranomaso ny mason’izy ireo noho ny fahafantaran’izy ireo ny fahamarinana. Miteny izy ireo hoe : \"Ry Tomponay o! Mino izahay ka soraty miaraka amin’ireo mpijoro vavolombelona izahay.
Share