Surah Al-Maidah ( The Table spread with Food ) - Aya 76

Surah Al-Maidah ( The Table spread with Food ) - Malagasy - Aya 76 Aya count 120

قُلْ أَتَعْبُدُونَ مِن دُونِ ٱللَّهِ مَا لَا يَمْلِكُ لَكُمْ ضَرًّۭا وَلَا نَفْعًۭا ۚ وَٱللَّهُ هُوَ ٱلسَّمِيعُ ٱلْعَلِيمُ ﴿٧٦﴾
Teneno hoe: \"Manompo zavatra hafa ankoatran’I Allah ve ianareo izay tsy manana fahefana hanao na ny ratsy, na ny tsara aminareo?\" Ary I Allah no Ilay tena Maheno Ilay Mahalala ny zava-drehetra.
Share