Surah Al-Maidah ( The Table spread with Food ) - Aya 61

Surah Al-Maidah ( The Table spread with Food ) - Malagasy - Aya 61 Aya count 120

وَإِذَا جَآءُوكُمْ قَالُوٓا۟ ءَامَنَّا وَقَد دَّخَلُوا۟ بِٱلْكُفْرِ وَهُمْ قَدْ خَرَجُوا۟ بِهِۦ ۚ وَٱللَّهُ أَعْلَمُ بِمَا كَانُوا۟ يَكْتُمُونَ ﴿٦١﴾
Ary raha tonga aminareo izy ireo dia hiteny hoe: \"Mino izahay\" nefa niditra niaraka amin’ny tsy finoana izy ireo ary nivoaka koa niaraka aminy. Ary I Allah no tena mahafantatra izay afenin’izy ireo.
Share