Surah Al-Maidah ( The Table spread with Food ) - Aya 59

Surah Al-Maidah ( The Table spread with Food ) - Malagasy - Aya 59 Aya count 120

قُلْ يَٰٓأَهْلَ ٱلْكِتَٰبِ هَلْ تَنقِمُونَ مِنَّآ إِلَّآ أَنْ ءَامَنَّا بِٱللَّهِ وَمَآ أُنزِلَ إِلَيْنَا وَمَآ أُنزِلَ مِن قَبْلُ وَأَنَّ أَكْثَرَكُمْ فَٰسِقُونَ ﴿٥٩﴾
Teneno hoe: \"O ry olon’ny boky! Moa ve mankahala anay ianareo afa-tsy noho izahay mino an’I Allah sy izay nampidinina taminay, ary izay nampidinina tany aloha?\". Tena marina fa ny ankamaroanareo dia mpanao ny asa ratsy.
Share