Surah Al-Maidah ( The Table spread with Food ) - Aya 48

Surah Al-Maidah ( The Table spread with Food ) - Malagasy - Aya 48 Aya count 120

وَأَنزَلْنَآ إِلَيْكَ ٱلْكِتَٰبَ بِٱلْحَقِّ مُصَدِّقًۭا لِّمَا بَيْنَ يَدَيْهِ مِنَ ٱلْكِتَٰبِ وَمُهَيْمِنًا عَلَيْهِ ۖ فَٱحْكُم بَيْنَهُم بِمَآ أَنزَلَ ٱللَّهُ ۖ وَلَا تَتَّبِعْ أَهْوَآءَهُمْ عَمَّا جَآءَكَ مِنَ ٱلْحَقِّ ۚ لِكُلٍّۢ جَعَلْنَا مِنكُمْ شِرْعَةًۭ وَمِنْهَاجًۭا ۚ وَلَوْ شَآءَ ٱللَّهُ لَجَعَلَكُمْ أُمَّةًۭ وَٰحِدَةًۭ وَلَٰكِن لِّيَبْلُوَكُمْ فِى مَآ ءَاتَىٰكُمْ ۖ فَٱسْتَبِقُوا۟ ٱلْخَيْرَٰتِ ۚ إِلَى ٱللَّهِ مَرْجِعُكُمْ جَمِيعًۭا فَيُنَبِّئُكُم بِمَا كُنتُمْ فِيهِ تَخْتَلِفُونَ ﴿٤٨﴾
Ary nampidininay aminao ny boky feno fahamarinana, manamafy ny boky izay teo alohany, ary manan-kery eo anatrehany, ka tsarao izy ireo araka izay nampidinin’I Allah. Ary aza manaraka ny sitrapon’izy ireo ,izay manalavitra ny fahamarinana tonga taminao.Efa nanaovanay lalàna sy drafitr’asa ny tsirairay aminareo. Ary raha sitrak’I Allah, dia nataony ho vahoaka iray ianareo. Kanefa mba ho fitsapana anareo amin’izay nomeny anareo. Ka mifaninana ianareo amin’ny fanaovana ireo asa tsara. Any amin’I Allah no tsy maintsy hiverenanareo rehetra ka ho lazainy aminareo izay rehetra nampifanolana anareo momba Azy.
Share