Surah Al-Maidah ( The Table spread with Food ) - Aya 46

Surah Al-Maidah ( The Table spread with Food ) - Malagasy - Aya 46 Aya count 120

وَقَفَّيْنَا عَلَىٰٓ ءَاثَٰرِهِم بِعِيسَى ٱبْنِ مَرْيَمَ مُصَدِّقًۭا لِّمَا بَيْنَ يَدَيْهِ مِنَ ٱلتَّوْرَىٰةِ ۖ وَءَاتَيْنَٰهُ ٱلْإِنجِيلَ فِيهِ هُدًۭى وَنُورٌۭ وَمُصَدِّقًۭا لِّمَا بَيْنَ يَدَيْهِ مِنَ ٱلتَّوْرَىٰةِ وَهُدًۭى وَمَوْعِظَةًۭ لِّلْمُتَّقِينَ ﴿٤٦﴾
Ary nalefanay taorian’izy ireo i Jesoa zanak’i Maria, hanamafy izay teo alohany ao amin’ny Toraty. Ary nomenay Azy ny boky masina evanjily feno tari-dalana sy fahazavana hanamafisana izay teo alohany ao amin’ny toraty ary tari-dalana sy fananarana ho an’ireo manam-patahorana.
Share