Surah Al-Maidah ( The Table spread with Food ) - Aya 32

Surah Al-Maidah ( The Table spread with Food ) - Malagasy - Aya 32 Aya count 120

مِنْ أَجْلِ ذَٰلِكَ كَتَبْنَا عَلَىٰ بَنِىٓ إِسْرَٰٓءِيلَ أَنَّهُۥ مَن قَتَلَ نَفْسًۢا بِغَيْرِ نَفْسٍ أَوْ فَسَادٍۢ فِى ٱلْأَرْضِ فَكَأَنَّمَا قَتَلَ ٱلنَّاسَ جَمِيعًۭا وَمَنْ أَحْيَاهَا فَكَأَنَّمَآ أَحْيَا ٱلنَّاسَ جَمِيعًۭا ۚ وَلَقَدْ جَآءَتْهُمْ رُسُلُنَا بِٱلْبَيِّنَٰتِ ثُمَّ إِنَّ كَثِيرًۭا مِّنْهُم بَعْدَ ذَٰلِكَ فِى ٱلْأَرْضِ لَمُسْرِفُونَ ﴿٣٢﴾
Noho izany antony izany dia nodidianay tamin’ireo zanak’Israely fa na iza na iza namono olona tsy meloka tamin’ny famonoan’olona na koa nanao fanimbana teto an-tany dia toy ny namono ny olombelona rehetra. Ary na iza na iza manavotra azy ho velona dia toy ny nanavotra ny olombelona rehetra. Ary efa tonga teo amin'izy ireo ny Irakay niaraka tamin’ireo porofo mazava. Ary indro fa maro tamin’izy ireo taorian’izany no mbola nanao fihoaram-pefy teto an-tany.
Share