Surah Al-Maidah ( The Table spread with Food ) - Aya 31

Surah Al-Maidah ( The Table spread with Food ) - Malagasy - Aya 31 Aya count 120

فَبَعَثَ ٱللَّهُ غُرَابًۭا يَبْحَثُ فِى ٱلْأَرْضِ لِيُرِيَهُۥ كَيْفَ يُوَٰرِى سَوْءَةَ أَخِيهِ ۚ قَالَ يَٰوَيْلَتَىٰٓ أَعَجَزْتُ أَنْ أَكُونَ مِثْلَ هَٰذَا ٱلْغُرَابِ فَأُوَٰرِىَ سَوْءَةَ أَخِى ۖ فَأَصْبَحَ مِنَ ٱلنَّٰدِمِينَ ﴿٣١﴾
Ka nandefasan'i Allah goaika nangady amin’ny tany, mba hampisehoany aminy ahoana no hataony handevina ny fatin-drahalahiny? Niteny izy hoe : “Loza ho ahy ity! Moa ve tsy afaka hanao toy ny ataon’ity goaika ity aho; ka handevina ny fatin-drahalahiko?\" Dia lasa anisan’ny olona nanenina izy.
Share