Surah Al-Maidah ( The Table spread with Food ) - Aya 27

Surah Al-Maidah ( The Table spread with Food ) - Malagasy - Aya 27 Aya count 120

۞ وَٱتْلُ عَلَيْهِمْ نَبَأَ ٱبْنَىْ ءَادَمَ بِٱلْحَقِّ إِذْ قَرَّبَا قُرْبَانًۭا فَتُقُبِّلَ مِنْ أَحَدِهِمَا وَلَمْ يُتَقَبَّلْ مِنَ ٱلْءَاخَرِ قَالَ لَأَقْتُلَنَّكَ ۖ قَالَ إِنَّمَا يَتَقَبَّلُ ٱللَّهُ مِنَ ٱلْمُتَّقِينَ ﴿٢٧﴾
Ary vakio amin'izy ireo am-pahamarinana ny vaovaon’ireo zanak’i Adama roalahy, rehefa samy nanolotra fanatitra izy roalahy; ka voaray ny iray avy tamin’izy roalahy, ary tsy noraisina kosa ny avy amin’ny namany. Dia niteny izy hoe :”Tena ho vonoiko ianao”. Ka namaly azy ny namany hoe : “Tena marina fa Allah dia tsy mandray afa-tsy izay avy amin’ny olona manam-patahorana ihany\".
Share