Surah Al-Maidah ( The Table spread with Food ) - Aya 2

Surah Al-Maidah ( The Table spread with Food ) - Malagasy - Aya 2 Aya count 120

يَٰٓأَيُّهَا ٱلَّذِينَ ءَامَنُوا۟ لَا تُحِلُّوا۟ شَعَٰٓئِرَ ٱللَّهِ وَلَا ٱلشَّهْرَ ٱلْحَرَامَ وَلَا ٱلْهَدْىَ وَلَا ٱلْقَلَٰٓئِدَ وَلَآ ءَآمِّينَ ٱلْبَيْتَ ٱلْحَرَامَ يَبْتَغُونَ فَضْلًۭا مِّن رَّبِّهِمْ وَرِضْوَٰنًۭا ۚ وَإِذَا حَلَلْتُمْ فَٱصْطَادُوا۟ ۚ وَلَا يَجْرِمَنَّكُمْ شَنَـَٔانُ قَوْمٍ أَن صَدُّوكُمْ عَنِ ٱلْمَسْجِدِ ٱلْحَرَامِ أَن تَعْتَدُوا۟ ۘ وَتَعَاوَنُوا۟ عَلَى ٱلْبِرِّ وَٱلتَّقْوَىٰ ۖ وَلَا تَعَاوَنُوا۟ عَلَى ٱلْإِثْمِ وَٱلْعُدْوَٰنِ ۚ وَٱتَّقُوا۟ ٱللَّهَ ۖ إِنَّ ٱللَّهَ شَدِيدُ ٱلْعِقَابِ ﴿٢﴾
O ianareo izay mpino! Aza manao tsinotsinona ireo fomba amam-panao famantarana an'I Allah ianareo,na ny volana masina, na ireo biby atao sorona , na ireo famantarana atao amin’ny biby atao sorona, na ireo mandeha am-pilaminana mankany amin’ny trano masina ka mitady avy amin’ny Tompony ny fahasoavana sy ny fahafaham-po. Ary rehefa afaka fady ianareo dia afaka mihaza, ary aoka ny hatezeranareo tamin’ny vahoaka izay nisakana anareo mankany amin’ny Masjid Al Haram tsy handrisika anareo amin’ny fandikana ny didy aman-dalàna, ary mifampianara ianareo amin’ny fanaovana asa soa sy ny fatahorana an’I Allah, ary aza mifanampy amin’ny fanaovana aratsiana sy ny fandikana ny didy aman-dalàna. Ary matahora an’I Allah ianareo, tena marina fa I Allah dia tena mafy amin'ny fanasaziana.
Share