Surah Al-Maidah ( The Table spread with Food ) - Aya 1

Surah Al-Maidah ( The Table spread with Food ) - Malagasy - Aya 1 Aya count 120

يَٰٓأَيُّهَا ٱلَّذِينَ ءَامَنُوٓا۟ أَوْفُوا۟ بِٱلْعُقُودِ ۚ أُحِلَّتْ لَكُم بَهِيمَةُ ٱلْأَنْعَٰمِ إِلَّا مَا يُتْلَىٰ عَلَيْكُمْ غَيْرَ مُحِلِّى ٱلصَّيْدِ وَأَنتُمْ حُرُمٌ ۗ إِنَّ ٱللَّهَ يَحْكُمُ مَا يُرِيدُ ﴿١﴾
O ianareo izay nino ! Tanterahinareo an-tsakany sy an-davany ny fifanekena. Nomena alalana ianareo, hihinana amin’ireo biby fiompy, afa-tsy izay ho tanisaina aminareo (voarara).Tsy azonareo atao ny mihaza raha mbola ao anatin’ny Ihram ianareo. Tena marina fa I Allah dia mandidy izay sitrany itiavany azy.
Share