Surah Al-Imran ( The Famiy of Imran ) - Aya 61

Surah Al-Imran ( The Famiy of Imran ) - Malagasy - Aya 61 Aya count 200

فَمَنْ حَآجَّكَ فِيهِ مِنۢ بَعْدِ مَا جَآءَكَ مِنَ ٱلْعِلْمِ فَقُلْ تَعَالَوْا۟ نَدْعُ أَبْنَآءَنَا وَأَبْنَآءَكُمْ وَنِسَآءَنَا وَنِسَآءَكُمْ وَأَنفُسَنَا وَأَنفُسَكُمْ ثُمَّ نَبْتَهِلْ فَنَجْعَل لَّعْنَتَ ٱللَّهِ عَلَى ٱلْكَٰذِبِينَ ﴿٦١﴾
Ka izay mifanditra Aminao mikasika izany, taorian’ny nahatongavan’ny fahalalana Taminao, dia Teneno ny hoe : \" Avia Ianareo, hiantso ireo zanakay sy ny zanakareo isika, ny vehivavinay sy ny vehivavinareo, ny tenanay sy ny tenanareo, avy eo hanozona miaraka isika, ka hataontsika ho an’ireo mpandainga ny ozon’i Allah.
Share