Surah Al-Imran ( The Famiy of Imran ) - Aya 173

Surah Al-Imran ( The Famiy of Imran ) - Malagasy - Aya 173 Aya count 200

ٱلَّذِينَ قَالَ لَهُمُ ٱلنَّاسُ إِنَّ ٱلنَّاسَ قَدْ جَمَعُوا۟ لَكُمْ فَٱخْشَوْهُمْ فَزَادَهُمْ إِيمَٰنًۭا وَقَالُوا۟ حَسْبُنَا ٱللَّهُ وَنِعْمَ ٱلْوَكِيلُ ﴿١٧٣﴾
Ireo izay notenenin’ny Olona hoe : “ Tena marina fa ny Olona rehetra dia efa navory hanohitra Anareo, ka matahora azy ireo Ianareo ”. Nampitombo ny finoan’izy ireo anefa izany, ary niteny izy ireo ka nanao hoe : \" Ampy Anay i Allah, ary Izy no mpiantoka mendrika indrindra ”.
Share