Surah An-Noor ( The Light ) - Aya 28

Surah An-Noor ( The Light ) - Malagasy - Aya 28 Aya count 64

فَإِن لَّمْ تَجِدُوا۟ فِيهَآ أَحَدًۭا فَلَا تَدْخُلُوهَا حَتَّىٰ يُؤْذَنَ لَكُمْ ۖ وَإِن قِيلَ لَكُمُ ٱرْجِعُوا۟ فَٱرْجِعُوا۟ ۖ هُوَ أَزْكَىٰ لَكُمْ ۚ وَٱللَّهُ بِمَا تَعْمَلُونَ عَلِيمٌۭ ﴿٢٨﴾
Fa raha tsy mahita olona ao ianareo, dia aza miditra ao mandra-pahazoanareo alàlana. Ary raha tenenina ianareo hoe : “Miverena\" Dia aoka hiverina ianareo, Izany no tena madio ho anareo. Ary Allah dia tena mahalala izay rehetra ataonareo.
Share