Surah Al-Mu'minoon ( The Believers ) - Aya 118

Surah Al-Mu'minoon ( The Believers ) - Malagasy - Aya 118 Aya count 118

وَقُل رَّبِّ ٱغْفِرْ وَٱرْحَمْ وَأَنتَ خَيْرُ ٱلرَّٰحِمِينَ ﴿١١٨﴾
Ary teneno hoe : “Tompo ô ! Mamelà sy mamindrà fo, fa Ianao no Mendrika indrindra amin’ireo mpamindra-fo.\"
Share