Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Aya 93

Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Malagasy - Aya 93 Aya count 286

وَإِذْ أَخَذْنَا مِيثَٰقَكُمْ وَرَفَعْنَا فَوْقَكُمُ ٱلطُّورَ خُذُوا۟ مَآ ءَاتَيْنَٰكُم بِقُوَّةٍۢ وَٱسْمَعُوا۟ ۖ قَالُوا۟ سَمِعْنَا وَعَصَيْنَا وَأُشْرِبُوا۟ فِى قُلُوبِهِمُ ٱلْعِجْلَ بِكُفْرِهِمْ ۚ قُلْ بِئْسَمَا يَأْمُرُكُم بِهِۦٓ إِيمَٰنُكُمْ إِن كُنتُم مُّؤْمِنِينَ ﴿٩٣﴾
Ary tsarovinareo raha nandray fifanekena taminareo Izahay ary nampiakarinay teo amboninareo ny tendrombohitra Toor hoe : \" Tazoninareo mafy izay nomenay anareo ary mihainoa \". Dia hoy izy ireo hoe : \" Reninay izany, saingy lavinay \". Ary tafiditra lalina tao am-pon'izy ireo (ny fanompoana) ilay sariomby noho ny tsy finoany. Lazao azy ireo hoe : \" Mba ratsy tokoa ny zavatra nanirahan'ny finoanareo anareo; raha toa moa ka mpino tokoa ianareo \".
Share