Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Aya 91

Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Malagasy - Aya 91 Aya count 286

وَإِذَا قِيلَ لَهُمْ ءَامِنُوا۟ بِمَآ أَنزَلَ ٱللَّهُ قَالُوا۟ نُؤْمِنُ بِمَآ أُنزِلَ عَلَيْنَا وَيَكْفُرُونَ بِمَا وَرَآءَهُۥ وَهُوَ ٱلْحَقُّ مُصَدِّقًۭا لِّمَا مَعَهُمْ ۗ قُلْ فَلِمَ تَقْتُلُونَ أَنۢبِيَآءَ ٱللَّهِ مِن قَبْلُ إِن كُنتُم مُّؤْمِنِينَ ﴿٩١﴾
Ary rehefa tenenina izy ireo hoe : \" Minoa izay nampidinin'i Allah ianareo \" ; dia milaza izy ireo fa : \" Mino izay nampidinina taminay izahay \". Ary tsy mino ny ankoatra izany izy ireo, nefa izany indrindra ilay fahamarinana izay manamafy ny eo am-pelatanan'izy ireo. Lazao azy ireo hoe : \" Ka nahoana àry ianareo no namono ireny mpaminanin'i Allah ireny taloha, raha tena mpino tokoa ianareo \".
Share