Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Aya 88

Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Malagasy - Aya 88 Aya count 286

وَقَالُوا۟ قُلُوبُنَا غُلْفٌۢ ۚ بَل لَّعَنَهُمُ ٱللَّهُ بِكُفْرِهِمْ فَقَلِيلًۭا مَّا يُؤْمِنُونَ ﴿٨٨﴾
Ary hoy izy ireo hoe : \" Ny fonay dia efa voasarona \". Tsy izany fa efa nozonin'i Allah izy ireo noho ny tsy finoany; ka kely tokoa no inoan'izy ireo.
Share