Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Aya 80

Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Malagasy - Aya 80 Aya count 286

وَقَالُوا۟ لَن تَمَسَّنَا ٱلنَّارُ إِلَّآ أَيَّامًۭا مَّعْدُودَةًۭ ۚ قُلْ أَتَّخَذْتُمْ عِندَ ٱللَّهِ عَهْدًۭا فَلَن يُخْلِفَ ٱللَّهُ عَهْدَهُۥٓ ۖ أَمْ تَقُولُونَ عَلَى ٱللَّهِ مَا لَا تَعْلَمُونَ ﴿٨٠﴾
Ary niteny izy ireo hoe : \" Tsy ho voakasiky ny Afobe velively izahay; afa-tsy andro vitsivitsy azo isaina \". Lazao hoe : \" Nahazo fampanantenana avy tamin'i Allah ve ianareo; fa (raha izany) Allah dia tsy hivadika mihitsy amin'ny fampanantenany; sa ianareo miteny mikasika an'i Allah zavatra izay tsy fantatrareo ? \".
Share