Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Aya 79

Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Malagasy - Aya 79 Aya count 286

فَوَيْلٌۭ لِّلَّذِينَ يَكْتُبُونَ ٱلْكِتَٰبَ بِأَيْدِيهِمْ ثُمَّ يَقُولُونَ هَٰذَا مِنْ عِندِ ٱللَّهِ لِيَشْتَرُوا۟ بِهِۦ ثَمَنًۭا قَلِيلًۭا ۖ فَوَيْلٌۭ لَّهُم مِّمَّا كَتَبَتْ أَيْدِيهِمْ وَوَيْلٌۭ لَّهُم مِّمَّا يَكْسِبُونَ ﴿٧٩﴾
Ka loza ho an'ireo izay manoratra ny boky amin'ny tanany dia milaza avy eo hoe : \" Ity dia avy amin'i Allah \"; mba hahazoan'izy ireo tombontsoa kely ho takalon'izany. ka loza ho azy ireo noho ny zavatra nosoratan'ny tanany; ary loza ho azy ireo amin'izay tambiny azon'izy ireo amin'izany.
Share