وَإِذَا لَقُوا۟ ٱلَّذِينَ ءَامَنُوا۟ قَالُوٓا۟ ءَامَنَّا وَإِذَا خَلَا بَعْضُهُمْ إِلَىٰ بَعْضٍۢ قَالُوٓا۟ أَتُحَدِّثُونَهُم بِمَا فَتَحَ ٱللَّهُ عَلَيْكُمْ لِيُحَآجُّوكُم بِهِۦ عِندَ رَبِّكُمْ ۚ أَفَلَا تَعْقِلُونَ ﴿٧٦﴾
Ary rehefa mifanena amin'ireo mpino izy ireo dia miteny hoe : \" Izahay dia mino \"; fa rehefa samy izy ireo no mihaona dia milaza izy ireo (mifanome tsiny) hoe : \" Horesahinareo amin'izy ireo ve izay nambaran'i Allah anareo, mba hampiasain'izy ireo izany ho porofo hanoherana anareo eo anatrehan'ny Tomponareo; tsy misaina va ianareo ? ! \".