Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Aya 74

Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Malagasy - Aya 74 Aya count 286

ثُمَّ قَسَتْ قُلُوبُكُم مِّنۢ بَعْدِ ذَٰلِكَ فَهِىَ كَٱلْحِجَارَةِ أَوْ أَشَدُّ قَسْوَةًۭ ۚ وَإِنَّ مِنَ ٱلْحِجَارَةِ لَمَا يَتَفَجَّرُ مِنْهُ ٱلْأَنْهَٰرُ ۚ وَإِنَّ مِنْهَا لَمَا يَشَّقَّقُ فَيَخْرُجُ مِنْهُ ٱلْمَآءُ ۚ وَإِنَّ مِنْهَا لَمَا يَهْبِطُ مِنْ خَشْيَةِ ٱللَّهِ ۗ وَمَا ٱللَّهُ بِغَٰفِلٍ عَمَّا تَعْمَلُونَ ﴿٧٤﴾
Avy eo dia lasa mafy ny fonareo taorian’izany, ka lasa nitovy amin'ny vato izany na mafy kokoa noho izany aza; satria misy amin'ireo vato no ipoiran'ireo renirano; ary misy amin'izy ireo no mitresaka ka ivoahan'ny rano; ary misy amin'izy ireo no mihotsaka noho ny fahatahorana an'i Allah. ary Allah dia tsy variana mihitsy manoloana izay ataonareo.
Share