Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Aya 73

Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Malagasy - Aya 73 Aya count 286

فَقُلْنَا ٱضْرِبُوهُ بِبَعْضِهَا ۚ كَذَٰلِكَ يُحْىِ ٱللَّهُ ٱلْمَوْتَىٰ وَيُرِيكُمْ ءَايَٰتِهِۦ لَعَلَّكُمْ تَعْقِلُونَ ﴿٧٣﴾
Ka niteny izahay hoe : \" Kapohinareo amin'ilay maty ny ampahan'ilay ombivavy\". Toy izany no hameloman'Allah ireo maty, ary mampiseho anareo ireo famantarany Izy, mba hahatonga saina anareo.
Share