Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Aya 70

Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Malagasy - Aya 70 Aya count 286

قَالُوا۟ ٱدْعُ لَنَا رَبَّكَ يُبَيِّن لَّنَا مَا هِىَ إِنَّ ٱلْبَقَرَ تَشَٰبَهَ عَلَيْنَا وَإِنَّآ إِن شَآءَ ٱللَّهُ لَمُهْتَدُونَ ﴿٧٠﴾
Niteny indray izy ireo hoe : \" Angataho ny Tomponao mba hanazava bebe kokoa aminay hoe tahaka ny ahoana tsara ilay izy (ombivavy); fa tena mbola mitovitovy ihany aminay ireo ombivavy ireo; ary raha sitrak'i Allah dia ho voatarika amin'izay tena izy tokoa izahay \".
Share