Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Aya 69

Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Malagasy - Aya 69 Aya count 286

قَالُوا۟ ٱدْعُ لَنَا رَبَّكَ يُبَيِّن لَّنَا مَا لَوْنُهَا ۚ قَالَ إِنَّهُۥ يَقُولُ إِنَّهَا بَقَرَةٌۭ صَفْرَآءُ فَاقِعٌۭ لَّوْنُهَا تَسُرُّ ٱلنَّٰظِرِينَ ﴿٦٩﴾
Niteny indray izy ireo hoe : \" Angataho ny Tomponao mba hamaritra aminay ny lokon'ilay ombivavy \". dia hoy izy hoe : \" Izao indrindra no nambarany : mila ombivavy miloko mavo mamirapiratra izany, ka mahafinaritra izay mijery azy \".
Share