Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Aya 67

Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Malagasy - Aya 67 Aya count 286

وَإِذْ قَالَ مُوسَىٰ لِقَوْمِهِۦٓ إِنَّ ٱللَّهَ يَأْمُرُكُمْ أَن تَذْبَحُوا۟ بَقَرَةًۭ ۖ قَالُوٓا۟ أَتَتَّخِذُنَا هُزُوًۭا ۖ قَالَ أَعُوذُ بِٱللَّهِ أَنْ أَكُونَ مِنَ ٱلْجَٰهِلِينَ ﴿٦٧﴾
Ary tsarovinareo raha niteny tamin'ny vahoakany i Mpaminany Moussa hoe : \" Tena marina fa Allah dia mandidy anareo hanao sorona ombivavy iray \". dia hoy izy ireo hoe : \" Raisinao ho vazivazy ve izahay \". dia nilaza izy hoe : \" Allah anie hiaro ahy tsy ho anisan'ireo olona tsy mahalala \".
Share