Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Aya 65

Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Malagasy - Aya 65 Aya count 286

وَلَقَدْ عَلِمْتُمُ ٱلَّذِينَ ٱعْتَدَوْا۟ مِنكُمْ فِى ٱلسَّبْتِ فَقُلْنَا لَهُمْ كُونُوا۟ قِرَدَةً خَٰسِـِٔينَ ﴿٦٥﴾
Ary efa fantatrareo ny nahazo an'ireo izay nandika fady taminareo ny amin'ny Sabata; ka hoy Izahay tamin'izy ireo hoe : \" Manjaria rajako mahatsiravina ianareo \".
Share