Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Aya 63

Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Malagasy - Aya 63 Aya count 286

وَإِذْ أَخَذْنَا مِيثَٰقَكُمْ وَرَفَعْنَا فَوْقَكُمُ ٱلطُّورَ خُذُوا۟ مَآ ءَاتَيْنَٰكُم بِقُوَّةٍۢ وَٱذْكُرُوا۟ مَا فِيهِ لَعَلَّكُمْ تَتَّقُونَ ﴿٦٣﴾
Ary tsarovinareo raha nandray fifanekena taminareo Izahay ary nampiakarinay teo amboninareo ny tendrombohitra Toor hoe : \" Tazoninareo mafy izay nomenay anareo ary tsarovinareo hatrany izay voarakitra ao anatiny mba hahatonga ianareo ho lasa vontompinoana \" .
Share