Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Aya 60

Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Malagasy - Aya 60 Aya count 286

۞ وَإِذِ ٱسْتَسْقَىٰ مُوسَىٰ لِقَوْمِهِۦ فَقُلْنَا ٱضْرِب بِّعَصَاكَ ٱلْحَجَرَ ۖ فَٱنفَجَرَتْ مِنْهُ ٱثْنَتَا عَشْرَةَ عَيْنًۭا ۖ قَدْ عَلِمَ كُلُّ أُنَاسٍۢ مَّشْرَبَهُمْ ۖ كُلُوا۟ وَٱشْرَبُوا۟ مِن رِّزْقِ ٱللَّهِ وَلَا تَعْثَوْا۟ فِى ٱلْأَرْضِ مُفْسِدِينَ ﴿٦٠﴾
Ary tsarovinareo raha nangataka rano ho an'ny vahoakany i Moussa, dia niteny (taminy) Izahay hoe :\" Kapohy amin'ny tehinao ilay vato \", dia nisy loharano roa ambin'ny folo avy hatrany niboiboika avy tamin'izany. Samy efa nahafantatra ny toerana fisotroany avy ny foko tsirairay. Mihinàna sy misotroa amin'ny anjara nomen'i Allah ianareo; fa aza manao ho mpanakorontana eto ambonin'ny tany.
Share