Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Aya 57

Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Malagasy - Aya 57 Aya count 286

وَظَلَّلْنَا عَلَيْكُمُ ٱلْغَمَامَ وَأَنزَلْنَا عَلَيْكُمُ ٱلْمَنَّ وَٱلسَّلْوَىٰ ۖ كُلُوا۟ مِن طَيِّبَٰتِ مَا رَزَقْنَٰكُمْ ۖ وَمَا ظَلَمُونَا وَلَٰكِن كَانُوٓا۟ أَنفُسَهُمْ يَظْلِمُونَ ﴿٥٧﴾
Ary nalofanay tamin'ny rahona ianareo, narotsakay teo aminareo ny mana sy ny saloa (karazam-borona mitovy amin'ny papelika); (ary hoy Izahay taminareo hoe) : \" Mihinàna ianareo amin'ireo tsara izay nomenay anareo \". ka tsy Izahay no voan'ny tsy rariny nataon'izy ireo fa ny tenan'izy ireo ihany no nanaovan'izy ireo ny tsy rariny.
Share