Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Aya 55

Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Malagasy - Aya 55 Aya count 286

وَإِذْ قُلْتُمْ يَٰمُوسَىٰ لَن نُّؤْمِنَ لَكَ حَتَّىٰ نَرَى ٱللَّهَ جَهْرَةًۭ فَأَخَذَتْكُمُ ٱلصَّٰعِقَةُ وَأَنتُمْ تَنظُرُونَ ﴿٥٥﴾
Ary tsarovinareo raha niteny ianareo hoe : \" Ry Moussa ! Tsy hino anao velively izahay raha tsy efa mahita an’i Allah mibaribary \". Ka naripak'ilay varatra ianareo, ary nijery fotsiny teo.
Share