Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Aya 272

Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Malagasy - Aya 272 Aya count 286

۞ لَّيْسَ عَلَيْكَ هُدَىٰهُمْ وَلَٰكِنَّ ٱللَّهَ يَهْدِى مَن يَشَآءُ ۗ وَمَا تُنفِقُوا۟ مِنْ خَيْرٍۢ فَلِأَنفُسِكُمْ ۚ وَمَا تُنفِقُونَ إِلَّا ٱبْتِغَآءَ وَجْهِ ٱللَّهِ ۚ وَمَا تُنفِقُوا۟ مِنْ خَيْرٍۢ يُوَفَّ إِلَيْكُمْ وَأَنتُمْ لَا تُظْلَمُونَ ﴿٢٧٢﴾
Tsy anjaranao ny mitari-dàlana azy ireo, fa i Allah kosa no mitari-dàlana izay sitrany. Ary izay tsara avoakanareo dia ho an’ny tenanareo ihany. Ary aoka Ianareo tsy hanao fandaniana afa-tsy nohon'ny fitadiavana ny tavan’i Allah. Ary izay tsara avoakanareo dia hovaliana tanteraka Aminareo. Ary Ianareo dia tsy ho ambakaina mihitsy.
Share