Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Aya 245

Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Malagasy - Aya 245 Aya count 286

مَّن ذَا ٱلَّذِى يُقْرِضُ ٱللَّهَ قَرْضًا حَسَنًۭا فَيُضَٰعِفَهُۥ لَهُۥٓ أَضْعَافًۭا كَثِيرَةًۭ ۚ وَٱللَّهُ يَقْبِضُ وَيَبْصُۜطُ وَإِلَيْهِ تُرْجَعُونَ ﴿٢٤٥﴾
Fa izay mampindrana an’Allah fampindramana tsara, dia haveriny aminy avo heny maro izany. Ary Allah no mitazona sy manome sesehena ny fahasoavany. Any Aminy rahateo no mbola hamerenana anareo.
Share