Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Aya 223
Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Malagasy - Aya 223 Aya count 286
نِسَآؤُكُمْ حَرْثٌۭ لَّكُمْ فَأْتُوا۟ حَرْثَكُمْ أَنَّىٰ شِئْتُمْ ۖ وَقَدِّمُوا۟ لِأَنفُسِكُمْ ۚ وَٱتَّقُوا۟ ٱللَّهَ وَٱعْلَمُوٓا۟ أَنَّكُم مُّلَٰقُوهُ ۗ وَبَشِّرِ ٱلْمُؤْمِنِينَ ﴿٢٢٣﴾
Ireo vehivavy (vadinareo) dia tanim-bolinareo, ka mankanesa any amin’ny tanim-bolinareo arak’izay sitrakareo ianareo, ary manolora ianareo ho an’ny tenanareo. ary matahora an’i Allah ianareo, ary fantarinareo fa mbola hihaona Aminy tokoa ianareo, ary ilazao vaovao mahafaly ireo mpino.