Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Aya 208

Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Malagasy - Aya 208 Aya count 286

يَٰٓأَيُّهَا ٱلَّذِينَ ءَامَنُوا۟ ٱدْخُلُوا۟ فِى ٱلسِّلْمِ كَآفَّةًۭ وَلَا تَتَّبِعُوا۟ خُطُوَٰتِ ٱلشَّيْطَٰنِ ۚ إِنَّهُۥ لَكُمْ عَدُوٌّۭ مُّبِينٌۭ ﴿٢٠٨﴾
خ هanareo mpino! :Midira ao amin’ny fanolorantena tanteraka (Islam), ary aza manaraka ny famindran’i satana, satria fahavalo miseholany ho anareo izy.
Share