Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Aya 207

Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Malagasy - Aya 207 Aya count 286

وَمِنَ ٱلنَّاسِ مَن يَشْرِى نَفْسَهُ ٱبْتِغَآءَ مَرْضَاتِ ٱللَّهِ ۗ وَٱللَّهُ رَءُوفٌۢ بِٱلْعِبَادِ ﴿٢٠٧﴾
Ary misy amin’ny olombelona izay mahafoy ny tenany amin’ny fitadiavana ny fankasitrahan’i Allah. Ary Allah dia be fitsimbinana an'ireo mpanompony.
Share