Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Aya 206

Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Malagasy - Aya 206 Aya count 286

وَإِذَا قِيلَ لَهُ ٱتَّقِ ٱللَّهَ أَخَذَتْهُ ٱلْعِزَّةُ بِٱلْإِثْمِ ۚ فَحَسْبُهُۥ جَهَنَّمُ ۚ وَلَبِئْسَ ٱلْمِهَادُ ﴿٢٠٦﴾
Ary raha tenenina izy hoe : “ Matahora an’i Allah Ianao ”, dia entin’ny fanambonian-tena feno fahotana izy, ka ampy azy ny Afobe. ary tperana ratsy tokoa izany !
Share