Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Aya 203

Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Malagasy - Aya 203 Aya count 286

۞ وَٱذْكُرُوا۟ ٱللَّهَ فِىٓ أَيَّامٍۢ مَّعْدُودَٰتٍۢ ۚ فَمَن تَعَجَّلَ فِى يَوْمَيْنِ فَلَآ إِثْمَ عَلَيْهِ وَمَن تَأَخَّرَ فَلَآ إِثْمَ عَلَيْهِ ۚ لِمَنِ ٱتَّقَىٰ ۗ وَٱتَّقُوا۟ ٱللَّهَ وَٱعْلَمُوٓا۟ أَنَّكُمْ إِلَيْهِ تُحْشَرُونَ ﴿٢٠٣﴾
Ary tsarovinareo Allah mandritra ireo andro rehetra izay efa voaisa. [a izay nanafaingana ny asa fanompoana nataony tao anatin'ny roa andro dia tsy manam-pahotana, fa ireo izay nanemotra kosa dia tsy manam-pahotana ho an’izay manam-pahatahorana, ka dia matahora an’Allah ianareo, ary dia fantaro tsara ihany koa fa tena any Aminy no hamoriana anareo.
Share