Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Aya 173

Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Malagasy - Aya 173 Aya count 286

إِنَّمَا حَرَّمَ عَلَيْكُمُ ٱلْمَيْتَةَ وَٱلدَّمَ وَلَحْمَ ٱلْخِنزِيرِ وَمَآ أُهِلَّ بِهِۦ لِغَيْرِ ٱللَّهِ ۖ فَمَنِ ٱضْطُرَّ غَيْرَ بَاغٍۢ وَلَا عَادٍۢ فَلَآ إِثْمَ عَلَيْهِ ۚ إِنَّ ٱللَّهَ غَفُورٌۭ رَّحِيمٌ ﴿١٧٣﴾
Izy tokoa no nandrara ho anareo ny biby maty ho azy, ny rà, ny henan-kisoa, ary izay niantsoana anarana hafa ankoatran’i Allah. fa izay voatery kosa, raha tsy manararaotra na mandika lalàna, dia tsy misy fahotana ny Aminy. tena marina fa Allah dia Mpamela heloka sy be Fiantrana.
Share