Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Aya 139

Surah Al-Baqarah ( The Cow ) - Malagasy - Aya 139 Aya count 286

قُلْ أَتُحَآجُّونَنَا فِى ٱللَّهِ وَهُوَ رَبُّنَا وَرَبُّكُمْ وَلَنَآ أَعْمَٰلُنَا وَلَكُمْ أَعْمَٰلُكُمْ وَنَحْنُ لَهُۥ مُخْلِصُونَ ﴿١٣٩﴾
Teneno hoe : \" Hiady hevitra aminay mahakasika an'Allah ve ianareo; nefa no Tomponay sy Tomponareo; anay ny asanay ary anareo ny asanareo; fa Izahay kosa dia manokana Azy amin'ny fo madio ? \".
Share